John 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hariva ny andro dia nidina ho eny amin’ny ranomasina ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro, nidina nankeny amoron-dranomasina ny mpianany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva ny andro, dia nidina nankeny amoron’ny farihy ireo mpianatr ’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hariva ny andro, dia nidina ho any amin'ny ranomasina ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hariva ny andro dia nidina ho eny amin’ny ranomasina ny mpianany.
malagasy
Ary rehefa hariva ny andro, dia nidina ho any amin'ny ranomasina ny mpianany.