John 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niondrana an-tsambokely izy ireo dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Efa maizina sahady ny andro tamin’izay nefa Jesosy tsy mbola tonga teny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niondrana tamin’ny sambo kely ka nita ny ranomasina ho any Kafarnaoma. Efa alina ny andro tamin’izay, nefa tsy mbola tonga teo aminy i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niondrana an-tsambokely izy ireo ka nita ny farihy ho any Kafarnahòma. Efa maizina ny andro tamin’izay, nefa i Jesoa mbola tsy tonga teo amin’ireo mpianany;
Malagasy Bible 1865
Ary niondrana an-tsambokely izy, dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Ary efa maizina ny andro tamin'izay, nefa Jesosy tsy mbola tonga tany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niondrana an-tsambokely izy ireo dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Efa maizina sahady ny andro tamin’izay nefa Jesosy tsy mbola tonga teny aminy.
malagasy
Ary niondrana an-tsambokely izy, dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Ary efa maizina ny andro tamin'izay, nefa Jesosy tsy mbola tonga tany aminy.