John 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanonja be ny ranomasina, fa mafy ny fifofofofon’ny rivotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanonja ny ranomasina, fa nifofofofo mafy ny rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanonja ny farihy, satria nifofofofo mafy ny rivotra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ranomasina nanonja, fa mafy ny fifofofofon'ny rivotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanonja be ny ranomasina, fa mafy ny fifofofofon’ny rivotra.
malagasy
Ary ny ranomasina nanonja, fa mafy ny fifofofofon'ny rivotra.