John 6:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ta handray Azy ho eo an-tsambokely izy ireo; ary niaraka tamin’izay ny sambokely dia tonga tamin’ny tany izay nalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniry handray Azy ho eo an-tsambo kely izy ireo, ka niaraka tamin’izay dia tafatody tamin’ny tany nokasainy haleha ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia te handray Azy ho eo an-tsambokely ireo mpianany; nefa niaraka tamin’izay dia tafatody tamin’ny tany nokasain’izy ireo haleha ny sambokely.
Malagasy Bible 1865
Dia ta-handray Azy ho eo an-tsambokely izy; ary niaraka tamin'izay ny sambokely dia tonga tamin'ny tany izay nalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ta handray Azy ho eo an-tsambokely izy ireo; ary niaraka tamin’izay ny sambokely dia tonga tamin’ny tany izay nalehany.
malagasy
Dia ta-handray Azy ho eo an-tsambokely izy; ary niaraka tamin'izay ny sambokely dia tonga tamin'ny tany izay nalehany.