John 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny, ny vahoaka izay nijanona teny ampitan’ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba niara-niondrana an-tsambokely tamin’ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, tsaroan’ny vahoaka izay nijanona teny an-dafin’ny ranomasina fa tsy nisy afa-tsy sambo kely anankiray teo, ary i Jesoa tsy niara-niondrana an-tsambo tamin’ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, dia tsikaritry ny vahoaka izay tafajanona teny ampitan’ny farihy fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy ny anankiray ihany; ary tsikaritr’izy ireo koa fa i Jesoa dia tsy mba niara-niondrana an-tsambokely tamin’ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha.
Malagasy Bible 1865
Nony ampitson'iny ny vahoaka izay nijanona teny am-pitan'ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba niara-niondrana an-tsambokely tamin'ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny, ny vahoaka izay nijanona teny ampitan’ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba niara-niondrana an-tsambokely tamin’ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha,
malagasy