John 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa nisy sambokely hafa avy tany Tiberiasy tonga teo akaikin’ilay tany nihinanany ny mofo, rehefa nisaotra ny Tompo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa nisy sambo kely hafa maro avy any Tiberiady tonga tao akaikin’ny tany nanomezan’ny Tompo mofo hohaniny rehefa nisaotra Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nisy sambokely hafa maro avy any Tiberiada tonga teo akaikin’ilay toerana nihinanan’izy ireo ny mofo, fony avy nisaotra an’Andriamanitra ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
kanefa nisy sambokely hafa avy tany Tiberiasy tonga teo akaikin'ilay tany nihinanany ny mofo, rehefa nisaotra ny Tompo,-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa nisy sambokely hafa avy tany Tiberiasy tonga teo akaikin’ilay tany nihinanany ny mofo, rehefa nisaotra ny Tompo,
malagasy
kanefa nisy sambokely hafa avy tany Tiberiasy tonga teo akaikin'ilay tany nihinanany ny mofo, rehefa nisaotra ny Tompo,-