John 6:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa nony hitan’ny vahoaka fa tsy teo Jesosy, na ny mpianany, dia niondrana an-tsambokely izy ireo ka nankany Kapernaomy mba hitady an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niondrana tamin’ireo sambo ireo izy nony nahita fa tsy teo i Jesoa na ny mpianany, ka nankany Kafarnaoma hitady an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny vahoaka, rehefa nahita fa tsy teo na i Jesoa na ny mpianany, dia niondrana tamin’ireo sambokely ireo ka nankany Kafarnahòma hitady an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
koa nony hitan'ny vahoaka fa tsy teo Jesosy, na ny mpianany, dia niondrana an-tsambokely izy ka nankany Kapernaomy hitady an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa nony hitan’ny vahoaka fa tsy teo Jesosy, na ny mpianany, dia niondrana an-tsambokely izy ireo ka nankany Kapernaomy mba hitady an’i Jesosy.
malagasy
koa nony hitan'ny vahoaka fa tsy teo Jesosy, na ny mpianany, dia niondrana an-tsambokely izy ka nankany Kapernaomy hitady an'i Jesosy.