John 6:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahita Azy teny ampitan’ny ranomasina izy ireo dia niteny Taminy hoe: Raby ô, oviana no tonga teto Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa hitany teny an-dafin’ny ranomasina Izy, dia nilazany hoe: «Raby, oviana no tonga teto Ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahita an’i Jesoa teny ampitan’ny farihy ny vahoaka, dia nanontany Azy hoe: –Mpampianatra ô, oviana no tonga teto Ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahita Azy teny am-pitan'ny ranomasina izy, dia hoy izy taminy: Raby ô, oviana no tonga teto Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahita Azy teny ampitan’ny ranomasina izy ireo dia niteny Taminy hoe: Raby ô, oviana no tonga teto Ianao?
malagasy
Ary rehefa nahita Azy teny am-pitan'ny ranomasina izy, dia hoy izy taminy: Raby ô, oviana no tonga teto Hianao?