John 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy ireo taminy: «Inona àry no hataonay mba hiasanay ny asan’Andriamanitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo tamin’i Jesoa: –Inona àry no tokony hataonay mba hanatontosanay ireo asan’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan’Andriamanitra?
malagasy
Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan'Andriamanitra?