John 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Izao no asan’Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Jesoa ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Izao no asan’Andriamanitra, dia ny hinoanareo Ilay nirahiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Izao no asa imasoan’Andriamanitra, dia ny hinoanareo Ilay nirahiny!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Izao no asan’Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny.