John 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao Izy mbamin’ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra tany an-tendrombohitra i Jesoa, ka nipetraka teo Izy mbamin’ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra teo an-tendrombohitra ry i Jesoa, ka nipetraka teo Izy mbamin’ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao mbamin'ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao Izy mbamin’ny mpianany.
malagasy
Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao mbamin'ny mpianany.