John 6:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Inona ary no famantarana ataonao mba ho hitanay ka hinoanay Anao? Inona moa no asa ataonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ireo taminy: Inona àry no fahagagana ataonao, mba ho hitanay ka hinoanay Anao? Inona no asa ataonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ireo taminy: –Inona àry no famantarana ataonao, mba ho hitanay ka hinoanay Anao? Inona no asa ataonao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo taminy: Inona ary no famantarana ataonao, mba ho hitanay ka hinoanay Anao? Inona moa no asa ataonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Inona ary no famantarana ataonao mba ho hitanay ka hinoanay Anao? Inona moa no asa ataonao?
malagasy
Dia hoy ireo taminy: Inona ary no famantarana ataonao, mba ho hitanay ka hinoanay Anao? Inona moa no asa ataonao?