John 6:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny razantsika dia nihinana ny mana tany an-tany efitra, araka ny voasoratra hoe: «Mofo avy tany an-danitra no nomeny azy hohaniny» (Sal 78.24).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny razantsika nihinana ny mana tany an’efitra araka ny voasoratra hoe: Mofo avy any an-danitra no nomeny azy hohaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo razantsika dia nihinana ny mana tany an-taniefitra, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Mofo avy tany an-danitra no efa nomen’ny Tompo azy ireo hohanina!»
Malagasy Bible 1865
Ny razantsika nihinana ny mana tany an-efitra, araka ny voasoratra hoe: Mofo avy tany an-danitra no nomeny azy hohaniny (Sal. 78. 24).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny razantsika dia nihinana ny mana tany an-tany efitra, araka ny voasoratra hoe: «Mofo avy tany an-danitra no nomeny azy hohaniny» (Sal 78.24).
malagasy
Ny razantsika nihinana ny mana tany an-efitra, araka ny voasoratra hoe: Mofo avy tany an-danitra no nomeny azy hohaniny (Sal. 78. 24).