John 6:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy i Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Lazaiko marina dia marina aminareo fa tsy i Môizy no nanome anareo ny mofo avy any an-danitra, fa ny Raiko no manome anareo ny mofo avy any an-danitra izay tena izy tokoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa dia niteny taminy hoe: –Lazaiko marina dia marina aminareo fa tsy i Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra, fa ny Raiko no manome anareo ilay tena mofo avy any an-danitra;
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra; fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy i Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra; fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra.