John 6:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mofon’Andriamanitra dia ilay midina avy any an-danitra ka manome fiainana ho an’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izay mofo midina avy any an-danitra sy manome ny fiainana an’izao tontolo izao no mofon’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny mofo omen’Andriamanitra dia ilay midina avy any an-danitra ka manome ny aina ho an’izao tontolo izao!
Malagasy Bible 1865
Fa ny mofon'Andriamanitra dia Ilay midina avy any an-danitra ka manome fiainana ho an'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mofon’Andriamanitra dia ilay midina avy any an-danitra ka manome fiainana ho an’izao tontolo izao.
malagasy
Fa ny mofon'Andriamanitra dia Ilay midina avy any an-danitra ka manome fiainana ho an'izao tontolo izao.