John 6:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo Taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy ireo taminy: «Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny vahoaka tamin’i Jesoa: –Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo Taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.
malagasy
Ary hoy ireo taminy: Tompo ô, omeo anay mandrakariva izany mofo izany.