John 6:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nolazaiko taminareo fa nahita Ahy ihany ianareo nefa tsy mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa voalazako taminareo, fa nahita Ahy ianareo, nefa tsy mino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy voalazako taminareo fa efa mahita Ahy ianareo, nefa tsy mino.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nolazaiko taminareo fa nahita Ahy ihany ianareo, nefa tsy mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nolazaiko taminareo fa nahita Ahy ihany ianareo nefa tsy mino.
malagasy
Fa efa nolazaiko taminareo fa nahita Ahy ihany ianareo, nefa tsy mino.