John 6:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko fa ny sitrapon’izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Izaho no nidina avy any an-danitra dia tsy ny hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon’Izay naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nidina avy tany an-danitra Aho tsy hoe hanao ny sitrapoko fa hanao ny sitrapon’Ilay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko fa ny sitrapon’izay naniraka Ahy.
malagasy
Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'izay naniraka Ahy.