John 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa akaiky ny Paska, ilay andro firavoravoan’ny Jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa akaiky ny Paka andro lehibe tamin’ny Jody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia efa akaiky ny Paska, ilay fankalazana fanaon’ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Fa efa akaiky ny Paska, ilay andro firavoravoan'ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa akaiky ny Paska*, ilay andro firavoravoan’ny Jiosy*.
malagasy
Fa efa akaiky ny Paska, ilay andro firavoravoan'ny Jiosy.