John 6:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nimonomonona tamin’i Jesosy ny Jiosy satria Izy nilaza hoe: Izaho no mofo izay nidina avy tany an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nimonomonona taminy ny Jody satria Izy nanao hoe: «Izaho no mofo velona izay nidina avy tany an-danitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nimonomonona tamin’i Jesoa ny Jiosy, noho Izy niteny hoe: «Izaho no mofo nidina avy tany an-danitra!»
Malagasy Bible 1865
Dia nimonomonona tamin'i Jesosy ny Jiosy, satria Izy nanao hoe: Izaho no mofo izay nidina avy tany an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nimonomonona tamin’i Jesosy ny Jiosy* satria Izy nilaza hoe: Izaho no mofo izay nidina avy tany an-danitra.
malagasy
Dia nimonomonona tamin'i Jesosy ny Jiosy, satria Izy nanao hoe: Izaho no mofo izay nidina avy tany an-danitra.