John 6:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy hoe: Aza mimonomonona ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Aza mimonomonona ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Aoka izay ny monomonona!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Aza mimonomonona ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy hoe: Aza mimonomonona ianareo.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Aza mimonomonona ianareo.