John 6:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin’ny Ray izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy amin’ny andro farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy olona mahay manatona Ahy akory raha tsy taomin’ny Ray izay naniraka Ahy, ary Izaho hanangana azy amin’ny farandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin’ny Ray Izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy ho velona amin’ny andro farany.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin'ny Ray Izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin’ny Ray izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy amin’ny andro farany.
malagasy
Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin'ny Ray Izay naniraka Ahy; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany.