John 6:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voasoratra ao amin’ny mpaminany hoe: «Ary izy rehetra dia hampianarin’Andriamanitra» (Isa 54.13). Izay rehetra mandre ka mianatra amin’ny Ray no manatona Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasoratra ao amin’ny mpaminany hoe: ‹Hampianarin’Andriamanitra izy rehetra.› Koa izay rehetra nahare tamin’ny Ray ka nianatra taminy no manatona Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’ny mpaminany: «Hampianarin’Andriamanitra izy rehetra!» Koa izay rehetra nandre sy nianatra tamin’ny Ray no manatona Ahy.
Malagasy Bible 1865
Voasoratra ao amin'ny mpaminany hoe: Ary izy rehetra dia hampianarin'Andriamanitra (Isa. 54. 13). Izay rehetra mandre ka mianatra amin'ny Ray no manatona Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voasoratra ao amin’ny mpaminany hoe: «Ary izy rehetra dia hampianarin’Andriamanitra» (Isa 54.13). Izay rehetra mandre ka mianatra amin’ny Ray no manatona Ahy.
malagasy
Voasoratra ao amin'ny mpaminany hoe: Ary izy rehetra dia hampianarin'Andriamanitra (Isa. 54. 13). Izay rehetra mandre ka mianatra amin'ny Ray no manatona Ahy.