John 6:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy izay avy amin’Andriamanitra: Izy no nahita ny Ray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia hoe nisy nahita ny Ray akory: fa Ilay avy amin’Andriamanitra no hany nahita ny Ray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe nisy nahita ny Ray, afa-tsy Ilay avy amin’Andriamanitra: izy no nahita ny Ray.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy Izay avy amin'Andriamanitra: Izy no nahita ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy izay avy amin’Andriamanitra: Izy no nahita ny Ray.
malagasy
Nefa tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy Izay avy amin'Andriamanitra: Izy no nahita ny Ray.