John 6:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, izay mino no manana fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina dia marina aminareo: Izay mino Ahy no manana ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina dia marina aminareo fa izay mino Ahy dia velona aina mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino no manana fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, izay mino no manana fiainana mandrakizay.
malagasy
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino no manana fiainana mandrakizay.