John 6:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny razanareo dia nihinana ny mana tany an-tany efitra nefa maty ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny razanareo nihinana ny mana tany an’efitra, nefa maty ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo razanareo nihinana ny mana tany an-taniefitra, nefa maty ihany;
Malagasy Bible 1865
Ny razanareo nihinana ny mana tany an-efitra, nefa maty ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny razanareo dia nihinana ny mana tany an-tany efitra nefa maty ihany.
malagasy
Ny razanareo nihinana ny mana tany an-efitra, nefa maty ihany.