John 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy dia hoy Izy tamin’i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin’ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nanopy ny masony i Jesoa, ka nahita ireto vahoaka be nanatona Azy, dia hoy Izy tamin’i Filipo: «Aiza no hividianantsika mofo hohanin’ireo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanopy maso i Jesoa ka nahita fa nisy vahoaka maro nanatona Azy, dia nilaza tamin’i Filipo hoe: –Aiza no hividianantsika mofo hohanin’ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin'i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin'ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy dia hoy Izy tamin’i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin’ireo?
malagasy
Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin'i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin'ireo?