John 6:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inty kosa dia mofo midina avy any an-danitra mba tsy ho faty izay mihinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy toy izany ny mofo nidina avy any an-danitra, fa tsy ho faty izay mihinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ity kosa ny mofo midina avy any an-danitra, mba tsy ho faty izay mihinana azy.
Malagasy Bible 1865
Ity no mofo izay midina avy any an-danitra, mba tsy ho faty izay mihinana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inty kosa dia mofo midina avy any an-danitra mba tsy ho faty izay mihinana azy.
malagasy
Ity no mofo izay midina avy any an-danitra, mba tsy ho faty izay mihinana azy.