John 6:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifandìtra ny Jiosy ka niteny hoe: Hataon’Ilehio ahoana re no fanome ny nofony hohanintsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha misy mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay izy, ary ny mofo izay homeko dia ny Nofoko ho fiainan’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny Jiosy dia nifanditra hoe: –Hataon’ilay io ahoana re no fanome antsika ny tenany hohanina?
Malagasy Bible 1865
Dia nifanditra ny Jiosy ka nanao hoe: Hataon'ilehio ahoana re no fanome ny nofony hohanintsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifandìtra ny Jiosy ka niteny hoe: Hataon’Ilehio ahoana re no fanome ny nofony hohanintsika?
malagasy
Dia nifanditra ny Jiosy ka nanao hoe: Hataon'ilehio ahoana re no fanome ny nofony hohanintsika?