John 6:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon’ny Zanak’Olona sy misotro ny rany ianareo dia tsy manana fiainana ao aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifanditra ny Jody nanao hoe: «Hataon’ilay io ahoana àry no fanome antsika ny Nofony hohanina?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina dia marina aminareo fa raha tsy mihinana ny tenan’ny Zanak’olona sy misotro ny rany ianareo, dia tsy velona aina ao anatinareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon'ny Zanak'olona sy misotro ny ràny ianareo, dia tsy manana fiainana ao aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon’ny Zanak’Olona sy misotro ny rany ianareo dia tsy manana fiainana ao aminareo.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon'ny Zanak'olona sy misotro ny ràny ianareo, dia tsy manana fiainana ao aminareo.