John 6:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny nofoko no tena fihinana ary ny rako no tena fisotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mihinana ny Nofoko sy misotro ny Rako no manana ny fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin’ny farandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny tenako dia fihinana tokoa; ary ny rako dia fisotro tokoa!
Malagasy Bible 1865
Fa ny nofoko no tena fihinana, ary ny rako no tena fisotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny nofoko no tena fihinana ary ny rako no tena fisotro.
malagasy
Fa ny nofoko no tena fihinana, ary ny rako no tena fisotro.