John 6:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no mitoetra ao Amiko ary Izaho kosa ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tena fihinana ny Nofoko, ary tena fisotro ny Rako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mihinana ny tenako sy misotro ny rako, dia mitoetra ato anatiko, ary Izaho ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no mitoetra ao amiko, ary Izaho kosa ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no mitoetra ao Amiko ary Izaho kosa ao aminy.
malagasy
Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no mitoetra ao amiko, ary Izaho kosa ao aminy.