John 6:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny nanirahan’ny Ray velona Ahy, ary Izaho koa velona amin’ny alalan’ny Ray, dia tahaka izany koa izay mihinana Ahy no ho velona amin’ny alalako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mihinana ny Nofoko sy misotro ny Rako, dia mitoetra ao anatiko, ary Izaho ao anatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona ny Ray naniraka Ahy, ary Izaho velomin’ny Ray: toy izany koa no hamelomako izay mihinana Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka ny nanirahan'ny Ray velona Ahy, ary Izaho koa velona amin'ny Ray, dia tahaka izany koa izay mihinana Ahy no ho velona amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny nanirahan’ny Ray velona Ahy, ary Izaho koa velona amin’ny alalan’ny Ray, dia tahaka izany koa izay mihinana Ahy no ho velona amin’ny alalako.
malagasy
Ary tahaka ny nanirahan'ny Ray velona Ahy, ary Izaho koa velona amin'ny Ray, dia tahaka izany koa izay mihinana Ahy no ho velona amiko.