John 6:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inty no mofo izay nidina avy tany an-danitra; tsy tahaka ny razana izay nihinana, nefa maty ihany; fa izay mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velona ny Ray naniraka Ahy, Izaho koa dia velona amin’ny Ray; toy izany koa no hahavelona amiko izay mihinana Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ity no mofo nidina avy tany an-danitra: tsy mba tahaka ilay nohanin’ny razanareo; maty ihany izy ireo, fa izay mihinana ity mofo ity kosa dia ho velona mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ity no mofo izay nidina avy tany an-danitra; tsy tahaka ny razana izay nihinana, nefa maty ihany; fa izay mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inty no mofo izay nidina avy tany an-danitra; tsy tahaka ny razana izay nihinana, nefa maty ihany; fa izay mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay.
malagasy
Ity no mofo izay nidina avy tany an-danitra; tsy tahaka ny razana izay nihinana, nefa maty ihany; fa izay mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay.