John 6:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany teny izany no nolazainy tao amin’ny sinagoga, raha nampianatra tao Kapernaomy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany àry no mofo nidina avy any an-danitra: tsy mba tahaka ny razanareo izay nihinana mana nefa maty ihany; fa izay mihinana ity Mofo ity kosa dia ho velona mandrakizay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany teny izany no nataon’i Jesoa, fony Izy nampianatra tao amin’ny sinagôga tany Kafarnahòma.
Malagasy Bible 1865
Izany teny izany no nolazainy tao amin'ny synagoga, raha nampianatra tao Kapernaomy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany teny izany no nolazainy tao amin’ny sinagoga*, raha nampianatra tao Kapernaomy Izy.
malagasy
Izany teny izany no nolazainy tao amin'ny synagoga, raha nampianatra tao Kapernaomy Izy.