John 6:60 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro tamin’ny mpianany izay nandre Azy no niteny hoe: Sarotra izany teny izany, iza no afaka hihaino izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nolazainy raha nampianatra tao amin’ny sinagoga tany Kafarnaoma Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa maro tamin’ny mpianatr ’i Jesoa, rehefa avy nandre Azy no nilaza hoe: –Sarotra izany teny izany, ka iza no mahahaino izany?
Malagasy Bible 1865
Koa maro tamin'ny mpianany, nony nandre, dia nanao hoe: Sarotra izany teny izany, iza no mahahaino izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro tamin’ny mpianany izay nandre Azy no niteny hoe: Sarotra izany teny izany, iza no afaka hihaino izany?
malagasy
Koa maro tamin'ny mpianany, nony nandre, dia nanao hoe: Sarotra izany teny izany, iza no mahahaino izany?