John 6:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatr’i Jesosy tao am-pony fa nimonomonona ny amin’izany ny mpianany, koa hoy Izy tamin’izy ireo: Mahatafintohina anareo va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Betsaka tamin’ny mpianany nony nandre izany no nanao hoe: «Sarotra izany teny izany, ka iza no mahahaino izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Jesoa tao am-pony fa nimonomonona ny mpianany noho izany teny izany, ka hoy Izy taminy: –Misakana anareo tsy hino Ahy ve izany?
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Jesosy tao am-pony fa nimonomonona tamin'izany ny mpianany, ka dia hoy Izy taminy: Mahatafintohina anareo va izay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatr’i Jesosy tao am-pony fa nimonomonona ny amin’izany ny mpianany, koa hoy Izy tamin’izy ireo: Mahatafintohina anareo va izany?
malagasy
Ary fantatr'i Jesosy tao am-pony fa nimonomonona tamin'izany ny mpianany, ka dia hoy Izy taminy: Mahatafintohina anareo va izay?