John 6:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mainka raha mahita ny Zanak’Olona miakatra ho any amin’izay nitoerany taloha ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantatr’i Jesoa tao am-pony fa nimonomonona tamin’izany ny mpianany, ka hoy Izy taminy: «Mahatafintohina anareo va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana ianareo raha mahita ny Zanak’olona miakatra any amin’izay nitoerany taloha?
Malagasy Bible 1865
Mainka raha mahita ny Zanak'olona miakatra ho any amin'izay nitoerany taloha ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mainka raha mahita ny Zanak’Olona* miakatra ho any amin’izay nitoerany taloha ianareo.
malagasy
Mainka raha mahita ny Zanak'olona miakatra ho any amin'izay nitoerany taloha ianareo.