John 6:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa misy tsy mino ny sasany aminareo. Fantatr’i Jesosy hatramin’ny voalohany izay tsy nino sy izay hamadika Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Fanahy no mahavelona, ny nofo tsy mahasoa ohatrinona akory: ny teny voalazako taminareo dia fanahy sy fiainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa misy tsy mino aminareo. (Fantatr’i Jesoa hatramin’ny voalohany manko ireo tsy mino sy ilay hanolotra Azy.)
Malagasy Bible 1865
Fa misy ny sasany aminareo izay tsy mino. Fa fantatr'i Jesosy hatramin'ny voalohany izay tsy nino sy izay hamadika Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa misy tsy mino ny sasany aminareo. Fantatr’i Jesosy hatramin’ny voalohany izay tsy nino sy izay hamadika Azy.
malagasy
Fa misy ny sasany aminareo izay tsy mino. Fa fantatr'i Jesosy hatramin'ny voalohany izay tsy nino sy izay hamadika Azy.