John 6:65 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Izany no nilazako taminareo fa tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy nomen’ny Ray azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa misy tsy mino aminareo. Fa fantatr’i Jesoa hatramin’ny voalohany, izay tsy hino sy izay hamadika Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa: –Izany no nilazako taminareo fa tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy nomen’ny Ray azy izany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Izany no nilazako taminareo fa tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy nomen'ny Ray azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Izany no nilazako taminareo fa tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy nomen’ny Ray azy izany.
malagasy
Ary hoy Izy: Izany no nilazako taminareo fa tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy nomen'ny Ray azy izany.