John 6:66 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’io dia maro tamin’ny mpianany no nihemotra ka tsy niara-nandeha Taminy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy: Izany no nilazako taminareo fa tsy misy mahay manatona Ahy raha tsy nomen’ny Ray azy izany»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanomboka tamin’io fotoana io dia maro tamin’ny mpianatr’i Jesoa no nihemotra, ka tsy niara-dia taminy intsony.
Malagasy Bible 1865
Hatramin'izany dia maro tamin'ny mpianany no nihemotra ka tsy niara-nandeha taminy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’io dia maro tamin’ny mpianany no nihemotra ka tsy niara-nandeha Taminy intsony.
malagasy
Hatramin'izany dia maro tamin'ny mpianany no nihemotra ka tsy niara-nandeha taminy intsony. [Na: Noho izany]