John 6:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy tamin’ny roa amby folo lahy: Ianareo koa va mba te hiala?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’izay dia maro tamin’ny mpianany no nihemotra, ka tsy niaraka taminy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa tamin’ny 12 lahy: –Ianareo koa ve mba te hiala?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy tamin'ny roa ambin'ny folo lahy: Hianareo koa va mba te-hiala?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy tamin’ny roa amby folo lahy: Ianareo koa va mba te hiala?
malagasy
Dia hoy Jesosy tamin'ny roa ambin'ny folo lahy: Hianareo koa va mba te-hiala?