John 6:68 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Simona Petera Taminy hoe: Tompo ô, hankany amin’iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin’ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jesoa tamin’ny roa ambin’ny folo lahy: «Ianareo koa va mba te hiala?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Simôna Petera hoe: –Tompo ô, hankany amin’iza àry izahay? Ianao no manana ny teny manome ny aina maharitra mandrakizay;
Malagasy Bible 1865
Simona Petera namaly Azy hoe: Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Simona Petera Taminy hoe: Tompo ô, hankany amin’iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin’ny fiainana mandrakizay.
malagasy
Simona Petera namaly Azy hoe: Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay.