John 6:69 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mino izahay ka mahalala fa Ianao no Ilay Masin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Simôna Piera ka nanao taminy hoe: «Tompo ô, hankany amin’iza àry izahay? Ianao no manana ny tenin’ny fiainana mandrakizay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady izahay efa mino sy mahalala fa Ianao no ilay Masina avy amin’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary izahay mino ka mahalala fa Hianao no Ilay Masin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mino izahay ka mahalala fa Ianao no Ilay Masin’Andriamanitra.
malagasy
Ary izahay mino ka mahalala fa Hianao no Ilay Masin'Andriamanitra.