John 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly Azy i Filipo hoe: Na dia mofo vidìna amin’ny denaria roanjato aza tsy ho ampy azy rehetra hananany kely avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Filipo taminy: «Na dia mofo-na denie roan-jato aza, tsy ampy hahazoan’izy ireo sombiny kely avy akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Filipo taminy: –Na dia mofo mitentina denàry 200 aza, tsy ampy hahazoan’ny tsirairay sombiny kely akory!
Malagasy Bible 1865
Filipo namaly Azy hoe: Na dia mofo vidina denaria roan-jato aza tsy ampy azy rehetra hananany kely avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly Azy i Filipo hoe: Na dia mofo vidìna amin’ny denaria* roanjato aza tsy ho ampy azy rehetra hananany kely avy.
malagasy
Filipo namaly Azy hoe: Na dia mofo vidina denaria roan-jato aza tsy ampy azy rehetra hananany kely avy.