John 6:70 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jesosy namaly azy hoe: Tsy Izaho va no nifidy anareo roa amby folo lahy, nefa ny iray aminareo aza dia devoly?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izahay efa nino sy nahalala fa Ianao no ilay Masin’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa tamin’ny 12 lahy: –Tsy Izaho ve no nifidy anareo 12 lahy? Kanefa devoly ny anankiray aminareo!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Tsy Izaho va no nifidy anareo roa ambin'ny folo lahy, nefa ny anankiray aminareo aza dia devoly?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jesosy namaly azy hoe: Tsy Izaho va no nifidy anareo roa amby folo lahy, nefa ny iray aminareo aza dia devoly*?
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Tsy Izaho va no nifidy anareo roa ambin'ny folo lahy, nefa ny anankiray aminareo aza dia devoly?Fa Izy nilaza an'i Jodasy, zanak'i Simona Iskariota; fa izy no ilay efa hamadika Azy, nefa isan'ny roa ambin'ny folo lahy.