John 6:71 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nilaza an’i Jodasy, zanak’i Simona iskariota, Izy tamin’io; izy io no ilay efa hamadika Azy, nefa isan’ny roa amby folo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa namaly azy ireo hoe: «Moa tsy Izaho no nifidy anareo roa ambin’ny folo lahy? nefa demony ny iray aminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nolazainy dia i Jodasy, zanakalahin’i Simôna Iskariôta; izy io manko, na dia anisan’ny 12 lahy aza, no ilay efa hanolotra an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nilaza an'i Jodasy, zanak'i Simona Iskariota; fa izy no ilay efa hamadika Azy, nefa isan'ny roa ambin'ny folo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nilaza an’i Jodasy, zanak’i Simona iskariota, Izy tamin’io; izy io no ilay efa hamadika Azy, nefa isan’ny roa amby folo lahy.
malagasy
Fa Izy nilaza an'i Jodasy, zanak'i Simona Iskariota; fa izy no ilay efa hamadika Azy, nefa isan'ny roa ambin'ny folo lahy.