John 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpianany iray, i Andrea, rahalahin’i Simona Petera, dia nilaza taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anankiray tamin’ny mpianany koa, dia i Andre rahalahin’i Simôna Piera, nilaza taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray tamin’ny mpianany koa, dia i Andrea rahalahin’i Simôna Petera, nilaza taminy hoe:
Malagasy Bible 1865
Ny mpianany anankiray, dia Andrea, rahalahin'i Simona Petera, nilaza taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpianany iray, i Andrea, rahalahin’i Simona Petera, dia nilaza taminy hoe:
malagasy
Ny mpianany anankiray, dia Andrea, rahalahin'i Simona Petera, nilaza taminy hoe: