John 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy zazalahy manana mofo varimbazaha dimy sy hazandrano madinika roa atỳ, fa ho ampy inona moa izany amin’izao olona betsaka izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Misy zazalahy anankiray manana mofo orja dimy sy hazandrano roa ao: fa ho ampy inona izany amin’ny olona maro be toy izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Misy zazalahy ao manana mofo ôrza dimy sy trondro madinika anankiroa; fa ho ampy inona izany amin’izao olona marobe izao?
Malagasy Bible 1865
Misy zazalahy manana mofo vary hordea dimy sy hazandrano madinika roa, fa ho ampy inona moa izany amin'izao olona betsaka izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy zazalahy manana mofo varimbazaha dimy sy hazandrano madinika roa atỳ, fa ho ampy inona moa izany amin’izao olona betsaka izao?
malagasy
Misy zazalahy manana mofo vary hordea dimy sy hazandrano madinika roa, fa ho ampy inona moa izany amin'izao olona betsaka izao?