John 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izay dia nitety tany Galilia Jesosy; fa tsy te hitety an’i Jodia Izy satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany dia nitety an’i Galilea i Jesoa fa tsy nety nankany Jodea, satria nitady hahafaty Azy ny Jody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Jesoa dia nitety an’i Galilea fa tsy te hitety an’i Jodea, satria notadiavin’ny manampahefana jiosy hovonoina.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia nandeha tany Galilia Jesosy; fa nalain-kandeha tany Jodia Izy, satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izay dia nitety tany Galilia Jesosy; fa tsy te hitety an’i Jodia* Izy satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy*.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia nandeha tany Galilia Jesosy; fa nalain-kandeha tany Jodia Izy, satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy.